-
Asan’ny Apostoly 27:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Tapaka ny hevitra fa halefa sambo ho any Italia izahay.+ Koa natolotra an’i Jolio, manamboninahitra avy amin’ny andia-miaramilan’i Aogosto, i Paoly sy ny gadra sasany.
-