-
Matio 7:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “Koa izay rehetra maheno an’izany teniko izany ka mankatò, dia mitovy amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+
-
-
Jaona 13:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo raha manao an’izany.+
-