Joba 29:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa novonjeko ny mahantra niantso vonjy,+Sy ny kamboty ray ary izay tsy nisy nanampy.+ 13 Nitso-drano+ ahy ny olona efa ho faty,Ary nampifaliko ny fon’ny mpitondratena.+ Isaia 58:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia izao koa: Mizara ny mofonao amin’ny noana,+Sy mampiantrano ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana,Mampitafy an’izay hitanao hoe mitanjaka,+Ary tsy manome lamosina ny rahalahinao.
12 Fa novonjeko ny mahantra niantso vonjy,+Sy ny kamboty ray ary izay tsy nisy nanampy.+ 13 Nitso-drano+ ahy ny olona efa ho faty,Ary nampifaliko ny fon’ny mpitondratena.+
7 Dia izao koa: Mizara ny mofonao amin’ny noana,+Sy mampiantrano ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana,Mampitafy an’izay hitanao hoe mitanjaka,+Ary tsy manome lamosina ny rahalahinao.