-
Ezekiela 18:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tsy mampijaly olona izy,+ fa mamerina ny antoka nomen’izay nitrosa taminy.+ Tsy maka an-keriny fananan’olona izy,+ fa manome ny sakafony ho an’ny noana,+ sady manome fitafiana ho an’izay mitanjaka.+ 8 Tsy maka zanabola izy na maka tombony be rehefa mampindram-bola,+ ary tsy mba manao ny tsy rariny mihitsy.+ Mampihatra ny rariny izy rehefa misy olona roa mifampitory.+
-