FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 58:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hoatr’izao kosa ny fifadian-kanina ekeko:

      Manala ny gadra vy napetaka noho ny tsy rariny,

      Mamaha ny tadin’ny zioga,+

      Manafaka an’izay nampijalina sy mamela azy handeha,+

      Ary manapaka ny zioga rehetra.

       7 Dia izao koa: Mizara ny mofonao amin’ny noana,+

      Sy mampiantrano ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana,

      Mampitafy an’izay hitanao hoe mitanjaka,+

      Ary tsy manome lamosina ny rahalahinao.

  • Jakoba 2:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha misy rahalahy na anabavy tsy manana akanjo* sady tsy ampy sakafo isan’andro, 16 ary misy aminareo miteny aminy hoe: “Mirary soa e! Enga anie ianareo hafana sy ho voky tsara foana!”, kanefa tsy omenareo azy izay ilain’ny vatany, dia inona moa ny soa azo avy amin’izany?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara