Ohabolana 3:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Esoesoiny mantsy izay maneso,+Fa ankasitrahany kosa ny mpandefitra.+ Isaia 57:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+
6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+