1 Timoty 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny zava-kendren’izany toromarika* izany, dia ny hahatonga antsika hanana fitiavana+ avy amin’ny fo madio sy feon’ny fieritreretana madio ary finoana+ tsy mihatsaravelatsihy.
5 Ny zava-kendren’izany toromarika* izany, dia ny hahatonga antsika hanana fitiavana+ avy amin’ny fo madio sy feon’ny fieritreretana madio ary finoana+ tsy mihatsaravelatsihy.