Ohabolana 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy hatahoranao ny zavatra mampihorohoro tampoka,+Na ny oram-baratra mamely ny ratsy fanahy.+ Filipianina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 sady tsy manaiky hampitahorin’ireo mpanohitra anareo mihitsy. Izany mantsy no porofo hoe haringana+ izy ireny, fa ianareo kosa hovonjena.+ Ary avy amin’Andriamanitra izany.
28 sady tsy manaiky hampitahorin’ireo mpanohitra anareo mihitsy. Izany mantsy no porofo hoe haringana+ izy ireny, fa ianareo kosa hovonjena.+ Ary avy amin’Andriamanitra izany.