-
Jaona 12:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Raha misy anefa maheno ny teniko fa tsy manaraka an’izany, dia tsy hitsara azy aho. Tsy tonga hitsara an’izao tontolo izao mantsy aho, fa hamonjy an’izao tontolo izao.+
-