FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa tonga hitady sy hamonjy ny very ny Zanak’olona.”+

  • Jaona 12:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Raha misy anefa maheno ny teniko fa tsy manaraka an’izany, dia tsy hitsara azy aho. Tsy tonga hitsara an’izao tontolo izao mantsy aho, fa hamonjy an’izao tontolo izao.+

  • 1 Korintianina 15:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Korintianina 5:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny zava-drehetra anefa dia avy amin’Andriamanitra, izay nampihavana anay taminy tamin’ny alalan’i Kristy.+ Ary nomeny fanompoana fampihavanana+ izahay, 19 dia ny hanambara fa nampiasain’Andriamanitra i Kristy mba hahatonga an’izao tontolo izao hihavana aminy,+ ka nodiany tsy hita* ny fahadisoan’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny fitoriana ny hafatra momba ny fampihavanana.+

  • 1 Timoty 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Jaona 2:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Jaona 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izahay mihitsy koa no efa nahita sady mijoro ho vavolombelona hoe efa naniraka ny Zanany ho mpamonjy an’izao tontolo izao ny Ray.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara