FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 9:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha namafy zavatra ara-panahy teo aminareo izahay, dia manararaotra be ve izahay raha mba mijinja fanampiana avy aminareo?+ 12 Raha ny hafa aza manan-jo hitaky an’izany aminareo, tsy mainka ve fa izahay? Tsy mampiasa an’izany zo* izany anefa izahay,+ fa miaritra ny zava-drehetra mba tsy hanakantsakananay ny fielezan’ny vaovao tsara momba an’i Kristy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara