Asan’ny Apostoly 20:29, 30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo,+ ary tsy hiantra ny ondry ireny. 30 Ary avy ao aminareo ihany no hivoahan’ny olona mampianatra zavatra diso mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+ 2 Petera 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo,+ ary tsy hiantra ny ondry ireny. 30 Ary avy ao aminareo ihany no hivoahan’ny olona mampianatra zavatra diso mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+