FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 39:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Hanaiky hanompo anao ve ny ombidia?+

      Hatory ao am-pahitra* ao aminao ve izy?

      10 Hahatazona ombidia amin’ny tady mba hanao vava asa ve ianao,

      Na hanaraka anao mba hiasa tany* eny an-dohasaha ve izy?

      11 Hatoky ny herin’ny tanjany ve ianao,

      Ka havelanao hamita ny asa mafy ataonao izy?

  • Apokalypsy 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Rehefa nosokafany ny tombo-kase faharoa, dia henoko ny zavamananaina faharoa+ niteny hoe: “Avia!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara