Apokalypsy 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoatran’ny liona+ ilay zavamananaina voalohany, ary hoatran’ny vantotr’ombilahy+ ilay zavamananaina faharoa. Mitovy amin’ny tarehin’olona ny tarehin’ilay zavamananaina fahatelo,+ ary hoatran’ny voromahery manidina+ ilay zavamananaina fahefatra.+
7 Hoatran’ny liona+ ilay zavamananaina voalohany, ary hoatran’ny vantotr’ombilahy+ ilay zavamananaina faharoa. Mitovy amin’ny tarehin’olona ny tarehin’ilay zavamananaina fahatelo,+ ary hoatran’ny voromahery manidina+ ilay zavamananaina fahefatra.+