6 Dia nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona mandrakizay mandrakizay+ izy, izany hoe tamin’Ilay namorona ny lanitra sy ny zavatra eo aminy, sy ny tany sy ny zavatra eo aminy, ary ny ranomasina sy ny zavatra ao aminy,+ ka niteny hoe: “Tsy hiandry intsony Andriamanitra,