FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Mihirà hira vaovao ho azy;+

      Tendreo tsara ny zavamaneno misy tadiny, ary mihobia.

  • Salamo 144:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Hihira hira vaovao+ ho anao aho, Andriamanitra ô!

      Hihira fiderana* ho anao amin’ny zavamaneno misy tadiny folo aho,

  • Isaia 42:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah!+

      Hirao avy any amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+

      Ry olona mivelona amin’ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny,

      Ry nosy sy ny mponina eo aminy!+

  • Apokalypsy 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nihira toa hira vaovao+ izy ireo, teo anoloan’ny seza fiandrianana sy teo anatrehan’ny zavamananaina efatra+ sy ny anti-panahy.+ Tsy nisy nahay an’ilay hira, afa-tsy ny 144 000,+ izay novidina avy teto an-tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara