-
Marka 1:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Mbola nandroso lavidavitra ihany izy dia nahita an’i Jakoba zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Tao an-tsambokeliny izy mirahalahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony.+
-
-
Jaona 21:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nitodika i Petera avy eo, dia hitany nanaraka tao aoriana ilay mpianatra tian’i Jesosy,+ ilay niankina teo an-tratrany tamin’ilay sakafo hariva sady nanontany hoe: “Tompo ô, iza ilay hamadika anao?”
-