Salamo 121:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy hamely anao ny masoandro rehefa antoandro,+Ary tsy haninona anao ny volana rehefa alina.+ Isaia 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy ho noana na hangetaheta izy ireo,+Ary tsy hodanihin’ny hafanana na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mamindra fo aminy,+Ka hitarika azy ho eny amin’ny loharano.+
10 Tsy ho noana na hangetaheta izy ireo,+Ary tsy hodanihin’ny hafanana na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mamindra fo aminy,+Ka hitarika azy ho eny amin’ny loharano.+