Apokalypsy 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nitsoka ny trompetrany ny anjely fahadimy.+ Dia nahita kintana avy any an-danitra nilatsaka tetỳ an-tany aho, ary nomena azy io ny lakilen’ny lavaka mangitsokitsoka.*+ Apokalypsy 20:1-3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
9 Nitsoka ny trompetrany ny anjely fahadimy.+ Dia nahita kintana avy any an-danitra nilatsaka tetỳ an-tany aho, ary nomena azy io ny lakilen’ny lavaka mangitsokitsoka.*+