Apokalypsy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Lelafo ny masony,+ ary nisy diadema* be dia be teo amin’ny lohany. Nanana anarana voasoratra izy, ary izy irery no mahalala an’ilay anarana.
12 Lelafo ny masony,+ ary nisy diadema* be dia be teo amin’ny lohany. Nanana anarana voasoratra izy, ary izy irery no mahalala an’ilay anarana.