13 Teo afovoan’ireo fitoeran-jiro ireo dia nisy toy ny zanak’olona+ nanao akanjo lava hatreny amin’ny tongony, sady nanao fehikibo volamena nanodidina ny tratrany. 14 Fotsy mangatsakatsaka hoatran’ny volonondry fotsy ny volon-dohany, hoatran’ny lelafo ny masony,+