Genesisy 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia voamarik’ireo zanak’Andriamanitra*+ fa tsara tarehy ny zanakavavin’ny olombelona. Nalain’izy ireo ho vady àry izay rehetra nofidiny. Joda 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nofatorany mandrakizay ao amin’ny toerana maizim-be koa ny anjely sasany, mba hotsaraina amin’ilay andro lehibe.+ Niala tamin’ny andraikitra nampanaovina azy* mantsy izy ireny, sady nandao ny toerana nipetrahany.+
2 dia voamarik’ireo zanak’Andriamanitra*+ fa tsara tarehy ny zanakavavin’ny olombelona. Nalain’izy ireo ho vady àry izay rehetra nofidiny.
6 Nofatorany mandrakizay ao amin’ny toerana maizim-be koa ny anjely sasany, mba hotsaraina amin’ilay andro lehibe.+ Niala tamin’ny andraikitra nampanaovina azy* mantsy izy ireny, sady nandao ny toerana nipetrahany.+