FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary tonga ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah,+ dia mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo+ koa i Satana.+

  • Joba 38:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Rehefa nihorakoraka sy faly ireo kintan’ny maraina,+

      Ary nihoby daholo ny zanak’Andriamanitra?*+

  • 2 Petera 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Joda 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nofatorany mandrakizay ao amin’ny toerana maizim-be koa ny anjely sasany, mba hotsaraina amin’ilay andro lehibe.+ Niala tamin’ny andraikitra nampanaovina azy* mantsy izy ireny, sady nandao ny toerana nipetrahany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara