FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia voamarik’ireo zanak’Andriamanitra*+ fa tsara tarehy ny zanakavavin’ny olombelona. Nalain’izy ireo ho vady àry izay rehetra nofidiny.

  • 1 Mpanjaka 22:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany+ aho. Ary ny tafiky ny lanitra manontolo nitsangana teo akaikiny, teo ankavanany sy teo ankaviany.+

  • Joba 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary tonga ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah,+ dia mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo+ koa i Satana.+

  • Joba 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tatỳ aoriana, dia tonga indray ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah.+ Mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo koa i Satana, ka nankeo anatrehan’i Jehovah.+

  • Salamo 89:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+

      Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra+ no mitovy amin’i Jehovah?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara