Isaia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia Mpanjaka,+ dia hitako i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana avo sy manerinerina,+ ary nameno ny tempoly ny akanjony lava mirebareba. Ezekiela 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Teo ambonin’ilay zavatra fisaka teny ambony lohan’izy ireo, dia nisy zavatra toy ny vato safira,+ ary hoatran’ny seza fiandrianana+ ilay izy. Nisy nipetraka teo amin’ilay seza fiandrianana terỳ ambony, ary hoatran’ny olona no fahitana azy.+
6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia Mpanjaka,+ dia hitako i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana avo sy manerinerina,+ ary nameno ny tempoly ny akanjony lava mirebareba.
26 Teo ambonin’ilay zavatra fisaka teny ambony lohan’izy ireo, dia nisy zavatra toy ny vato safira,+ ary hoatran’ny seza fiandrianana+ ilay izy. Nisy nipetraka teo amin’ilay seza fiandrianana terỳ ambony, ary hoatran’ny olona no fahitana azy.+