9 “Mbola nijery ihany aho dia nahita seza fiandrianana napetraka, ary nipetraka+ hitsara Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be.+ Fotsy mangatsakatsaka ny akanjony,+ ary toy ny volonondry madio ny volon-dohany. Afo miredareda ny seza fiandrianany, ary afo mandoro ny kodiaran’ilay izy.+