FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia tapa-kevitra ny hanisy ratsy ny Israely i Satana,* ka nampirisika an’i Davida hanisa an’ilay vahoaka.+

  • Joba 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary tonga ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah,+ dia mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo+ koa i Satana.+

  • Zakaria 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah tamin’i Satana: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah, ry Satana!+ Hiteny mafy anao anie i Jehovah, izay nifidy an’i Jerosalema!+ Tsy kitay sisa tsy may nosintonina avy tao anaty afo ve io lehilahy io?”

  • Matio 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jaona 13:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa nalain’i Jodasy ilay mofo, dia niditra tao aminy i Satana.+ Dia hoy i Jesosy taminy: “Ataovy haingana izay ataonao.”

  • Romanina 16:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Tesalonianina 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Noho ny herin’i Satana+ no mahatonga an’io lehilahy mpandika lalàna io ho eo, sy hanao zavatra miavaka be dia be, sady hanao famantarana mamitaka sy fahagagana,*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara