-
Matio 17:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona rahalahiny, ka nentiny nitokana teny amin’ny tendrombohitra avo iray.+ 2 Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy. Dia namirapiratra hoatran’ny masoandro ny tarehiny, ary lasa nanjelanjelatra* toy ny hazavana ny akanjony ivelany.+
-