-
Eksodosy 20:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa enina andro no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary izay rehetra ao amin’ireo. Ary nanomboka nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito.+ Izany no antony nitahian’i Jehovah ny andro sabata sy nanamasinany azy.
-