6 Ary nisy ranomasina+ mitovy amin’ny fitaratra sady hoatran’ny kristaly, teo anoloan’ilay seza fiandrianana.
Teo afovoan’ilay seza fiandrianana sy nanodidina azy indray dia nisy zavamananaina efatra.+ Feno maso ny vatan’ireo zavamananaina ireo, na ny aloha na ny aoriana.