Jeremia 51:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Efa niezaka nitsabo an’i Babylona izahay, fa tsy nety sitrana izy. Ilaozy izy! Andao isika hody any amin’ny tanintsika avy.+ Fa tonga hatreny amin’ny lanitra ny heloka vitany.Misavovona hatreny amin’ny rahona izany.+
9 “Efa niezaka nitsabo an’i Babylona izahay, fa tsy nety sitrana izy. Ilaozy izy! Andao isika hody any amin’ny tanintsika avy.+ Fa tonga hatreny amin’ny lanitra ny heloka vitany.Misavovona hatreny amin’ny rahona izany.+