Isaia 47:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho tratran’ny loza anefa ianao,Ary tsy hisy hahasakana an’izany ny ody ampiasainao.* Ho tratran’ny fahoriana ianao, ary tsy hahavita hisakana an’izany. Hisy faharavana tampoka hanjo anao, dia zavatra mbola tsy niainanao mihitsy.+
11 Ho tratran’ny loza anefa ianao,Ary tsy hisy hahasakana an’izany ny ody ampiasainao.* Ho tratran’ny fahoriana ianao, ary tsy hahavita hisakana an’izany. Hisy faharavana tampoka hanjo anao, dia zavatra mbola tsy niainanao mihitsy.+