Salamo 36:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 55:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+ Apokalypsy 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nampiseho ahy ny reniranon’ny ranon’aina+ izy. Madio mangalahala hoatran’ny vato kristaly izy io, sady nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+
55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+
22 Ary nampiseho ahy ny reniranon’ny ranon’aina+ izy. Madio mangalahala hoatran’ny vato kristaly izy io, sady nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+