-
Ezekiela 40:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nahita manda nanodidina ny ivelan’ilay tempoly* aho. Nisy bararata fandrefesana nirefy enina hakiho teny an-tanan’ilay lehilahy, ka ny iray hakiho dia nirefy iray hakiho niampy sakan’ny felatanana.* Dia norefesiny ilay manda, ka nirefy bararata iray ny hateviny, ary nirefy bararata iray ny haavony.
-