-
Apokalypsy 1:13-15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Teo afovoan’ireo fitoeran-jiro ireo dia nisy toy ny zanak’olona+ nanao akanjo lava hatreny amin’ny tongony, sady nanao fehikibo volamena nanodidina ny tratrany. 14 Fotsy mangatsakatsaka hoatran’ny volonondry fotsy ny volon-dohany, hoatran’ny lelafo ny masony,+ 15 toy ny varahina voadio+ mamirapiratra ao anaty lafaoro ny tongony, ary tahaka ny feon’ny rano be ny feony.
-