FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 7
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

2 Korintianina: Topy Maso

      • Hanadio ny tenantsika ho afaka amin’izay mandoto (1)

      • Nahafaly an’i Paoly ny Korintianina (2-4)

      • Nitantara zavatra tsara i Titosy (5-7)

      • Alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra sy fibebahana (8-16)

2 Korintianina 7:1

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “nofo.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 6:16
  • +Ro 12:1; 1Ti 1:5; 3:9; 1Jn 3:3

2 Korintianina 7:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 12:10; 2Ko 6:12, 13
  • +As 20:33, 34; 2Ko 12:17

2 Korintianina 7:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Fi 2:17; Flm 7

2 Korintianina 7:5

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “ny nofonay.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 20:1

2 Korintianina 7:6

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “tamin’ny naha teo an’i.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 1:3, 4

2 Korintianina 7:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 2:4

2 Korintianina 7:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 32:5; 1Jn 1:9

2 Korintianina 7:11

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “tsy manan-tsiny.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 3:8

2 Korintianina 7:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 5:5

2 Korintianina 7:15

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “nandray tsara azy tamin-tahotra sy hovitra.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 2:9; He 13:17

2 Korintianina 7:16

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na mety hoe “afaka ny ho be herim-po amin’ny lafiny rehetra noho ny aminareo.”

Ankapobeny

2 Kor. 7:12Ko 6:16
2 Kor. 7:1Ro 12:1; 1Ti 1:5; 3:9; 1Jn 3:3
2 Kor. 7:2Ro 12:10; 2Ko 6:12, 13
2 Kor. 7:2As 20:33, 34; 2Ko 12:17
2 Kor. 7:4Fi 2:17; Flm 7
2 Kor. 7:5As 20:1
2 Kor. 7:62Ko 1:3, 4
2 Kor. 7:82Ko 2:4
2 Kor. 7:10Sl 32:5; 1Jn 1:9
2 Kor. 7:11Mt 3:8
2 Kor. 7:121Ko 5:5
2 Kor. 7:152Ko 2:9; He 13:17
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Korintianina 7:1-16

Korintianina Faharoa

7 Koa satria nahazo an’izany fampanantenana izany isika,+ ry malala, dia aoka isika hanadio ny tenantsika ho afaka amin’izay rehetra mandoto ny vatana* sy ny saina,+ ka hiezaka mafy ho masina tanteraka sady hatahotra an’Andriamanitra.

2 Asio toerana ho anay ao am-ponareo.+ Tsy nanisy ratsy olona izahay, na nahatonga olona ho ratsy toetra, na nanararaotra olona.+ 3 Tsy ny hanamelohana anareo no ilazako an’izany. Efa nilaza aho mantsy teo aloha hoe ato am-ponay foana ianareo, na maty izahay na velona. 4 Tena miresaka aminareo amim-pahatsorana aho. Ary tena reharehako ianareo. Nahazo fampiononana lehibe aho, ary faly be na dia eo aza ny fahoriana rehetra manjo anay.+

5 Tsy mba nilamindamina mihitsy izahay,* raha ny marina, rehefa tonga teto Makedonia,+ fa mbola nampahorina tamin’ny lafiny rehetra foana: Nisy ady teny ivelany ary tahotra tao anatiny. 6 Nampionona anay anefa Andriamanitra, izay mampionona an’ireo kivy,+ rehefa nitsidika anay* i Titosy. 7 Nahazo fampiononana izahay, tsy hoe tamin’izy teo ihany, fa rehefa nahazo fampiononana koa izy noho ianareo. Notantarainy taminay hoe te hahita mafy ahy ianareo, sady malahelo be, ary tena mitady izay hahasoa ahy, ka vao mainka faly aho.

8 Fa tsy manenina aho na dia nampalahelo anareo aza ny taratasy nosoratako.+ Na dia nanenina aza aho tamin’ny voalohany,—rehefa hitako fa nampalahelo anareo ilay taratasy, na dia vetivety ihany aza— 9 dia faly aho izao, satria tsy hoe nahatonga anareo halahelo fotsiny ilay izy, fa izany alahelo izany koa no nahatonga anareo hibebaka. Fa lasa nalahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra ianareo, ka tsy nisy vokany ratsy taminareo ny zavatra nolazainay. 10 Ny alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra mantsy mahatonga ny olona hibebaka sy ho voavonjy, ary tsy anenenana izany.+ Ny alahelon’izao tontolo izao kosa mahatonga fahafatesana. 11 Tena niezaka be ianareo rehefa lasa nalahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra, ka nasehonareo hoe afa-tsiny ianareo, sady tezitra noho ilay tsy nety natao, natahotra, te hiova mafy, nafana fo, ary nanitsy an’ilay zavatra tsy nety.+ Nasehonareo tamin’ny lafiny rehetra fa madio* tamin’iny raharaha iny ianareo. 12 Na dia nanoratra ho anareo aza aho, dia tsy ho an’ilay nanao ratsy+ na ho an’ilay nasian-dratsy no nanoratako, fa mba hiharihary kosa eo aminareo sy eo imason’Andriamanitra hoe mazoto mihaino anay ianareo. 13 Izany no nampionona anay.

Ankoatra ny fampiononana azonay anefa, dia vao mainka faly be izahay satria faly i Titosy. Namelombelona azy mantsy ianareo rehetra. 14 Fa tsy nisy nahamenatra ahy raha nirehareha momba anareo taminy aho. Marina ny zava-drehetra nolazainay taminareo, ary marina hoatr’izany koa ny zavatra nireharehanay tamin’i Titosy. 15 Vao mainka koa izy miraiki-po aminareo rehefa mahatsiaro hoe mankatò daholo ianareo,+ ary nandray tsara sy tena nanaja azy.* 16 Ary faly aho fa afaka matoky anareo amin’ny lafiny rehetra.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara