FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 13
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Tsara lavitra ny fitiavana (1-13)

1 Korintianina 13:1

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Zavamaneno velesina ny kipantsona sy ilay takela-barahina eto.

1 Korintianina 13:2

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “dia tsy misy ilana azy.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 12:8
  • +1Jn 4:20

1 Korintianina 13:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 6:2
  • +2Ko 9:7

1 Korintianina 13:4

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “mahari-po.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Jn 4:8
  • +1Te 5:14
  • +Ro 13:10; Ef 4:32
  • +Ga 5:26
  • +1Pe 5:5

1 Korintianina 13:5

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “zavatra mampiseho tsy fahalalam-pomba.”

  • *

    Na: “tsy mitadidy fahadisoana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 13:13; 1Ko 14:40
  • +1Ko 10:24; Fi 2:4
  • +Mt 5:39; Jk 1:19
  • +Ef 4:32; Kl 3:13

1 Korintianina 13:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 12:9

1 Korintianina 13:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Pe 4:8
  • +As 17:11
  • +Ro 8:25; 12:12
  • +1Te 1:3

1 Korintianina 13:8

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Izany hoe mahay fiteny hafa amin’ny fomba mahagaga.

1 Korintianina 13:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Oh 4:18

1 Korintianina 13:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Ohatra hoe halimo na varahina.

  • *

    Na: “fahalalana feno.”

1 Korintianina 13:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 22:37; Ro 13:10

Ankapobeny

1 Kor. 13:21Ko 12:8
1 Kor. 13:21Jn 4:20
1 Kor. 13:3Mt 6:2
1 Kor. 13:32Ko 9:7
1 Kor. 13:41Jn 4:8
1 Kor. 13:41Te 5:14
1 Kor. 13:4Ro 13:10; Ef 4:32
1 Kor. 13:4Ga 5:26
1 Kor. 13:41Pe 5:5
1 Kor. 13:5Ro 13:13; 1Ko 14:40
1 Kor. 13:51Ko 10:24; Fi 2:4
1 Kor. 13:5Mt 5:39; Jk 1:19
1 Kor. 13:5Ef 4:32; Kl 3:13
1 Kor. 13:6Ro 12:9
1 Kor. 13:71Pe 4:8
1 Kor. 13:7As 17:11
1 Kor. 13:7Ro 8:25; 12:12
1 Kor. 13:71Te 1:3
1 Kor. 13:9Oh 4:18
1 Kor. 13:13Mt 22:37; Ro 13:10
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 13:1-13

Korintianina Voalohany

13 Raha miteny amin’ny fitenin’olona sy fitenin’anjely aho nefa tsy manam-pitiavana, dia lasa hoatran’ny takela-barahina maneno na kipantsona* mikarantsana. 2 Ary raha mahay maminany aho sady mahazo tsara ny zava-miafina masina rehetra sy manana ny fahalalana rehetra,+ ary manana ny finoana rehetra ka mahafindra tendrombohitra, nefa tsy manam-pitiavana, dia tsinontsinona* aho.+ 3 Ary raha manome ny fananako rehetra aho mba hahazoan’ny hafa sakafo,+ ary manao sorona ny tenako mba hisy hireharehako, nefa tsy manam-pitiavana,+ dia tsy mahasoa ahy mihitsy izany.

4 Ny fitiavana+ manam-paharetana*+ sy tsara fanahy.+ Ny fitiavana tsy mialona,+ tsy mirehareha, tsy mieboebo,+ 5 tsy manao zavatra tsy mendrika,*+ tsy mitady izay hahasoa ny tenany,+ tsy mora tezitra,+ tsy mitana lolompo,*+ 6 tsy mifaly noho ny tsy fahamarinana+ fa mifaly noho ny fahamarinana kosa, 7 mandefitra ny zava-drehetra,+ mino ny zava-drehetra,+ manantena ny zava-drehetra,+ ary miaritra ny zava-drehetra.+

8 Tsy ho levona mandrakizay ny fitiavana. Fa na misy aza ny fahaiza-maminany, dia hofoanana izany, ary na misy aza ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa,* dia hitsahatra izany, ary na misy aza ny fahalalana, dia hofoanana izany. 9 Fa ampahany ihany ny fahalalantsika,+ ary ampahany ihany ny faminaniana ambarantsika. 10 Rehefa feno anefa izany, dia hofoanana ilay ampahany. 11 Tamin’izaho mbola zaza, dia niteny toy ny zaza, nieritreritra toy ny zaza, ary nisaina toy ny zaza. Fa amin’izao izaho efa olon-dehibe izao, dia nesoriko ny toetran-jaza. 12 Manjavozavo izao ny zavatra hitantsika, hoatran’ny hoe mijery amin’ny fitaratra metaly,* fa amin’izany kosa dia hazava tsara, hoatran’ny hoe mifanatrika. Ampahany ihany ny fahalalako amin’izao, fa amin’izany kosa aho dia hanana fahalalana marina tsara* hoatran’ny ahafantarana ahy tsara. 13 Mbola ho eo foana kosa ireto telo ireto: Finoana sy fanantenana ary fitiavana. Ny fitiavana+ anefa no lehibe indrindra amin’ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara