FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 16
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Fanangonam-bola ho an’ny Kristianina tany Jerosalema (1-4)

      • Ny toerana halehan’i Paoly (5-9)

      • Ny fitsidihan’i Timoty sy Apolosy (10-12)

      • Fandrisihana sy firarian-tsoa (13-24)

1 Korintianina 16:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 24:17; Ro 15:26; 2Ko 8:3, 4

1 Korintianina 16:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 8:19

1 Korintianina 16:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 19:21; 2Ko 1:15, 16

1 Korintianina 16:7

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 20:2

1 Korintianina 16:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 19:1

1 Korintianina 16:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 19:10, 11

1 Korintianina 16:10

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 16:1, 2
  • +Fi 2:19, 20

1 Korintianina 16:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:24, 25

1 Korintianina 16:13

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “ary aoka ianareo hitomban-dahy.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Te 5:6
  • +1Ko 15:58; Fi 1:27
  • +As 4:29
  • +Ef 6:10; Kl 1:11

1 Korintianina 16:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 13:4; 1Pe 4:8

1 Korintianina 16:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Fi 2:29, 30; 1Te 5:12; 1Ti 5:17

1 Korintianina 16:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 1:16

1 Korintianina 16:19

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 16:3, 5; Flm 2

Ankapobeny

1 Kor. 16:1As 24:17; Ro 15:26; 2Ko 8:3, 4
1 Kor. 16:32Ko 8:19
1 Kor. 16:5As 19:21; 2Ko 1:15, 16
1 Kor. 16:7As 20:2
1 Kor. 16:8As 19:1
1 Kor. 16:9As 19:10, 11
1 Kor. 16:10As 16:1, 2
1 Kor. 16:10Fi 2:19, 20
1 Kor. 16:12As 18:24, 25
1 Kor. 16:131Te 5:6
1 Kor. 16:131Ko 15:58; Fi 1:27
1 Kor. 16:13As 4:29
1 Kor. 16:13Ef 6:10; Kl 1:11
1 Kor. 16:141Ko 13:4; 1Pe 4:8
1 Kor. 16:16Fi 2:29, 30; 1Te 5:12; 1Ti 5:17
1 Kor. 16:171Ko 1:16
1 Kor. 16:19Ro 16:3, 5; Flm 2
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 16:1-24

Korintianina Voalohany

16 Mahakasika an’ilay fanangonam-bola ho an’ny olona masina,+ dia azonareo arahina ny toromarika nomeko ho an’ireo fiangonana any Galatia. 2 Tokony hanokana vola arakaraka izay anananareo avy ianareo, isaky ny andro voalohany amin’ny herinandro. Amin’izay dia tsy hisy fanangonam-bola intsony rehefa tonga aho. 3 Fa rehefa tonga any aho, dia hirahiko hitondra ny fanomezanareo ho any Jerosalema izay olona nolazainareo tao amin’ny taratasinareo+ hoe ekenareo hitondra an’ilay izy. 4 Raha ilaina koa anefa ny handehanako any, dia hiaraka amiko izy ireo.

5 Fa ho any aminareo aho rehefa avy mandalo an’i Makedonia, satria efa handalo an’i Makedonia+ aho izao. 6 Ary angamba hijanona kelikely any aminareo aho na hijanona any mandritra ny ririnina mihitsy aza, mba hanateranareo ahy lavidavitra any amin’izay halehako. 7 Fa tsy tiako raha mandalo fotsiny aho any aminareo, satria manantena ny hijanona elaela any aho,+ raha avelan’i Jehovah.* 8 Hijanona eto Efesosy+ kosa aho mandra-pahatongan’ny Fetin’ny Pentekosta, 9 satria misy varavarana lehibe nosokafana mba hahafahako manao fanompoana.+ Be dia be anefa ny mpanohitra.

10 Raha tonga any aminareo i Timoty,+ dia ataovy izay hahatonga azy tsy hatahotahotra, satria manao ny asan’i Jehovah*+ hoatr’ahy koa izy. 11 Koa aoka tsy hisy hanao tsinontsinona azy. Atero lavidavitra izy, dia alefaso mandeha soa aman-tsara mba ho tonga atỳ amiko, fa miandry azy izaho sy ireo rahalahy.

12 Raha ny amin’i Apolosy+ rahalahintsika, dia niangavy mafy azy aho hiaraka amin’ireo rahalahy ho any aminareo. Tsy mieritreritra ny ho any anefa izy izao, fa ho tonga any ihany izy rehefa afaka.

13 Miambena foana,+ miorena tsara amin’ny finoana,+ ary miezaha ho be herim-po*+ sy hatanjaka.+ 14 Ataovy amim-pitiavana izay rehetra ataonareo.+

15 Fantatrareo fa ny ankohonan’i Stefanasy no voaloham-bokatra tany Akaia ary nahafoy tena nikarakara an’ireo olona masina izy ireo. Koa mampirisika anareo aho, ry rahalahy, 16 mba hanaiky foana ny olona toy ireny sy izay rehetra miara-miasa sy miasa mafy!+ 17 Faly anefa aho fa eto amiko i Stefanasy+ sy Fortonato ary Akaiko, satria manonitra ny tsy maha eto anareo izy ireo. 18 Fa mamelombelona ahy sy mamelombelona anareo izy ireo. Koa ankasitraho ny olona toy ireny.

19 Mampamangy, hono, ianareo, hoy ireo fiangonana atỳ Azia. Mampamangy indrindra, hono, ianareo ao amin’ny Tompo, hoy i Akoila sy Priska ary ny fiangonana mivory ao an-tranony.+ 20 Manao mampamangy anareo ny rahalahy rehetra. Mifampiarahabà amin’ny oroka masina.

21 Ity no veloma nosoratan’ny tanako, izaho Paoly.

22 Raha misy tsy miraiki-po amin’ny Tompo, dia ho voaozona izy. Avia, ry Tomponay ô! 23 Enga anie ianareo hanehoan’i Jesosy Tompo hatsaram-panahy miavaka! 24 Tiako daholo ianareo rehetra izay tafaray amin’i Kristy Jesosy!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara