FANONTANIANA 15
Inona no tena mahasambatra?
“Aleo mihinana anana ao anatin’ny fifankatiavana, toy izay mihinana omby mifahy ao anatin’ny fifankahalana.”
“Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Ilay mampianatra anao mba hahitanao soa, Ilay mampandeha anao amin’ny lalana tokony halehanao.”
“Sambatra ny mahatsapa fa mila an’Andriamanitra, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.”
“Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”
“Izay tianareo hataon’ny olona aminareo no ataovy aminy koa.”
“Izay mihaino ny tenin’Andriamanitra ka mitandrina izany ... no sambatra!”
“Na manam-be aza ny olona, dia tsy miankina amin’ny zavatra ananany ny ainy.”
“Raha manan-kanina sy fitafiana ary fialofana isika, dia aoka hianina amin’izany.”
“Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray.”