Loha Hevitra ato Anatiny
Vavolombelon’i Jehovah
NY MOMBA ANAY
Lesona 1-4
Misy Vavolombelon’i Jehovah any amin’ny tany 239. Samy manana ny fiavianay sy ny fomba fiainanay izahay. Nahoana anefa izahay no lasa Vavolombelon’i Jehovah sy miray saina? Ary karazan’olona hoatran’ny ahoana izahay?
NY ATAONAY
Lesona 5-14
Betsaka no mahalala hoe mitory ny vaovao tsara izahay. Miara-mivory ao amin’ny Efitrano Fanjakana koa izahay, mba hianatra Baiboly sy hanompo an’Andriamanitra. Hoatran’ny ahoana anefa izany fivoriana izany, ary iza no afaka mankany?
NY FANDAMINANAY
Lesona 15-28
Fikambanana ara-pivavahana tsy natao itadiavam-bola izy io. Izahay Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany mihitsy no anisan’izy io. Iza no mpiandraikitra ao? Avy aiza ny vola ampiasaina ao? Ary tena manao ny sitrapon’Andriamanitra ve izy io?