Loha Hevitra ato Anatiny
Fampidirana ny Fizarana 1—Famoronana
1 Nanamboatra ny Lanitra sy ny Tany Andriamanitra
2 Nanao Lehilahy sy Vehivavy Andriamanitra
Fampidirana ny Fizarana 2—Tamin’i Adama ka Hatramin’ny Safodrano
3 Tsy Nankatò An’Andriamanitra i Adama sy Eva
4 Tezitra Izy dia Namono Olona
Fampidirana ny Fizarana 3—Tamin’ny Safodrano ka Hatramin’i Jakoba
8 Nankatò An’Andriamanitra i Abrahama sy Saraha
9 Nanan-janaka Ihany Tamin’ny Farany!
10 Tadidio ny Nataon’ny Vadin’i Lota
11 Tena Nanam-pinoana i Abrahama!
12 I Jakoba no Nahazo An’ilay Lova
13 Nihavana Indray i Jakoba sy Esao
Fampidirana ny Fizarana 4—Tamin’i Josefa ka Hatreo Amin’ny Ranomasina Mena
14 Andevo Nankatò An’Andriamanitra
15 Tsy Nanadino An’i Josefa Mihitsy i Jehovah
17 Nifidy ny Hanompo An’i Jehovah i Mosesy
22 Ilay Fahagagana teo Amin’ny Ranomasina Mena
Fampidirana ny Fizarana 5—Tany Amin’ny Tany Karakaina
23 Nanao Voady Tamin’i Jehovah Izy Ireo
24 Tsy Nanatanteraka An’ilay Voady Izy Ireo
25 Toerana Nivavahana Tamin’i Jehovah
27 Nikomy Tamin’i Jehovah Izy Ireo
Fampidirana ny Fizarana 6—Ireo Mpitsara
29 Nifidy An’i Josoa i Jehovah
30 Nafenin’i Rahaba Ireo Mpitsikilo
32 Mpitarika Vaovao sy Vehivavy Roa Tsy Natahotahotra
34 Resin’i Gideona ny Midianita
35 Nivavaka i Hana dia Nahazo Zanakalahy
36 Nanao Voady Tamin’i Jehovah i Jefta
37 Niresaka Tamin’i Samoela i Jehovah
38 Nataon’i Jehovah Natanjaka Be i Samsona
Fampidirana ny Fizarana 7—Davida sy Saoly
39 Ny Mpanjaka Voalohany teo Amin’ny Israely
42 Tsy Nivadika Mihitsy i Jonatana
Fampidirana ny Fizarana 8—Tamin’i Solomona ka Hatramin’i Elia
46 Fantatra hoe Iza no Tena Andriamanitra
47 Nampahery An’i Elia i Jehovah
48 Velona Indray ny Zanak’ilay Vehivavy
49 Nosazina Ilay Mpanjakavavy Ratsy Fanahy
50 Narovan’i Jehovah i Josafata
Fampidirana ny Fizarana 9—Tamin’i Elisa ka Hatramin’i Josia
51 Ilay Miaramila sy Ilay Ankizivavikely
54 Nandefitra Be Tamin’i Jona i Jehovah
55 Niaro An’i Hezekia ny Anjelin’i Jehovah
56 Tia ny Lalàn’Andriamanitra i Josia
Fampidirana ny Fizarana 10—Tamin’i Jeremia ka Hatramin’i Nehemia
57 Nirahin’i Jehovah Hitory i Jeremia
59 Ankizilahy Efatra Nankatò An’i Jehova
60 Fanjakana Haharitra Mandrakizay
61 Tsy Nety Niankohoka Izy Ireo
62 Fanjakana Hoatran’ny Hazo Ngezabe
63 Ilay Soratra teo Amin’ny Rindrina
64 Tao Anaty Lavaky ny Liona i Daniela
65 Novonjen’i Estera ny Fireneny
66 Nampianatra ny Lalàn’i Jehovah i Ezra
Fampidirana ny Fizarana 11—Jaona Mpanao Batisa sy Jesosy
69 Nitsidika An’i Maria i Gabriela
70 Niteny ny Anjely hoe Teraka i Jesosy
72 I Jesosy Tamin’izy Ankizilahy
73 Nampiomana i Jaona hoe ho Avy i Jesosy
Fampidirana ny Fizarana 12—Ny Fanompoan’i Jesosy
75 Naka Fanahy An’i Jesosy ny Devoly
76 Nanadio ny Tempoly i Jesosy
77 Ilay Vehivavy teo Am-pantsakana
78 Nitory Momba An’ilay Fanjakana i Jesosy
79 Nanao Fahagagana Be dia Be i Jesosy
80 Nifidy An’ireo Apostoly 12 i Jesosy
81 Ilay Toriteny teo An-tendrombohitra
82 Nampianatra Hivavaka i Jesosy
83 Nanome Sakafo Olona An’arivony i Jesosy
84 Nandeha teo Ambony Rano i Jesosy
85 Nanasitrana Tamin’ny Sabata i Jesosy
86 Nanangana An’i Lazarosy i Jesosy
Fampidirana ny Fizarana 13—Ny Herinandro Farany Niainan’i Jesosy Teto An-tany
91 Natsangana Tamin’ny Maty i Jesosy
92 Niseho Tamin’ny Mpanarato i Jesosy
93 Niverina Nankany An-danitra i Jesosy
Fampidirana ny Fizarana 14—Lasa Nisy Kristianina Tany Amin’ny Faritra Maro
94 Nahazo Fanahy Masina ny Mpianatra
95 Tsy Nisy Nahasakana ny Apostoly Mihitsy
97 Nahazo Fanahy Masina i Kornelio
98 Nitory Hatraiza Hatraiza ny Kristianina
99 Mpiambina Fonja Lasa Kristianina