FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb fizarana 4
  • Fampidirana ny Fizarana 4

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 4
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampidirana ny Fizarana 11
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Fampidirana ny Fizarana 5
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Manampy Anao Hahomby i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Tsy Nanadino An’i Josefa Mihitsy i Jehovah
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb fizarana 4
Moses and the Israelites watch the Red Sea part

Fampidirana ny Fizarana 4

Hiresaka momba an’i Josefa, Joba, Mosesy, ary ny Israelita ity fizarana ity. Nampijalijaly an-dry zareo ny Devoly. Nisy niharan’ny tsy rariny, fa nisy kosa nogadraina, natao andevo na maty tampoka ny havany. Nanampy an-dry zareo foana anefa i Jehovah. Resaho amin’ny zanakao hoe natoky an’i Jehovah foana ireo mpanompony ireo na dia nijaly aza.

Nandefa loza folo tany Ejipta i Jehovah. Hita àry hoe mahery lavitra noho ireo sampy tany izy. Resaho hoe miaro ny mpanompony foana i Jehovah, na taloha na amin’izao.

TADIDIO IZAO:

  • Tia an’i Jehovah i Josefa ka tsy nety naloto fitondran-tena

  • Tsy nivadika tamin’i Jehovah i Joba na dia nijaly be aza

  • Tsy hadinon’i Mosesy mihitsy hoe mpanompon’i Jehovah izy na taiza na taiza nisy azy

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara