FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm19
  • Alahady

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Alahady
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2019
CO-pgm19
King Josiah reads a scroll

Alahady

“MITOERA AO AMIN’NY FITIAVAN’ANDRIAMANITRA”​—JODA 21

MARAINA

  • 9.20 Mozika Fanokafana

  • 9.30 Hira 106 sy Vavaka

  • 9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tadidio fa ny Fitiavana...

    • Mahari-po Sady Tsara Fanahy (1 Korintianina 13:4)

    • Tsy Mialona Sady Tsy Mirehareha (1 Korintianina 13:4)

    • Tsy Mieboebo Sady Tsy Manao Izay Tsy Mahamendrika (1 Korintianina 13:4, 5)

    • Tsy Mitady Izay Hahasoa ny Tenany Sady Tsy Mora Tezitra (1 Korintianina 13:5)

    • Tsy Mitana Lolompo Sady Tsy Mifaly Noho ny Tsy Fahamarinana (1 Korintianina 13:5, 6)

    • Mifaly Noho ny Fahamarinana Sady Mandefitra ny Zava-drehetra (1 Korintianina 13:6, 7)

    • Mino ny Zava-drehetra Sady Manantena ny Zava-drehetra (1 Korintianina 13:7)

    • Miaritra ny Zava-drehetra Sady Tsy ho Levona Mandrakizay (1 Korintianina 13:7, 8)

  • 11.10 Hira 150 sy Fampandrenesana

  • 11.20 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Mbola Misy Ihany ve ny Olona Tena Mifankatia? (Jaona 13:34, 35)

  • 11.50 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana

  • 12.20 Hira 1 sy Fiatoana

TOLAKANDRO

  • 1.35 Mozika Fanokafana

  • 1.45 Hira 124

  • 1.50 FILMA: Ny Tantaran’i Josia: Tiavo i Jehovah ary Ankahalao ny Ratsy (Fizarana 2) (2 Mpanjaka 22:3-20; 23:1-25; 2 Tantara 34:3-33; 35:1-19)

  • 2.20 Hira hoe “Omeo Herim-po Aho” sy Fampandrenesana

  • 2.30 Saintsaino ny “Fitiavana Nasehon’i Jehovah” (Salamo 107:43; Efesianina 5:1, 2)

  • 3.30 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara