Alahady
‘Mivavaha amin’ny Ray araka ny fanahy sy ny fahamarinana’—Jaona 4:23
Maraina
9:20 Mozika Fanokafana
9:30 Hira 140 sy Vavaka
9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Lesona avy Amin’ny Zavatra Notenenin’i Jesosy
• “Ateraky ny Rano sy ny Fanahy” (Jaona 3:3, 5)
• “Tsy Nisy Niakatra Tany An-danitra” (Jaona 3:13)
• “Manatona ny Mazava” (Jaona 3:19-21)
• ‘Izaho no Izy’ (Jaona 4:25, 26)
• “Ny Sakafoko” (Jaona 4:34)
• “Efa Masaka Hojinjaina ny Vokatra” (Jaona 4:35)
11:05 Hira 37 sy Fampandrenesana
11:15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Mivavaka Amin’izay Fantatrao ve Ianao? (Jaona 4:20-24)
11:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
12:15 Hira 84 sy Fiatoana
Tolakandro
1:35 Mozika Fanokafana
1:45 Hira 77
1:50 TANTARA:
Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 3
‘Izaho no Izy’ (Jaona 3:1–4:54; Matio 4:12-20; Marka 1:19, 20; Lioka 4:16–5:11)
2:35 Hira 20 sy Fampandrenesana
2:45 Inona no Nianaranao?
2:55 Mijanòna ao Amin’ilay Tempoly Ara-panahy Lehiben’i Jehovah (Hebreo 10:21-25; 13:15, 16; 1 Petera 1:14-16; 2:21)
3:45 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana