FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm24 2
  • Zoma

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zoma
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Mitovitovy Aminy
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
CO-pgm24 2
Sary: Zavatra misongadina amin’ny fandaharana zoma. 1) Anjely iray miresaka amin’i Zakaria ao amin’ny tempoly, dia matahotra be i Zakaria. 2) Maria, vehivavy virjiny jiosy. Mijery izy sady gaga be. 3) Josefa sy Maria mandeha an-tongotra miaraka amin’ny ampondra iray. Mitrotro an’i Jesosy zazakely i Maria.

Zoma

“Vaovao tsara hitondra fifaliana lehibe ho an’ny olona rehetra”​—Lioka 2:10

Maraina

  • 9:20 Mozika Fanokafana

  • 9:30 Hira 150 sy Vavaka

  • 9:40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Nahoana Isika no Mila Vaovao Tsara? (1 Korintianina 9:16; 1 Timoty 1:12)

  • 10:10 TANTARA:

    Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 1

    Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao: Tapany I (Matio 1:18-25; Lioka 1:1-80; Jaona 1:1-5)

  • 10:45 Hira 96 sy Fampandrenesana

  • 10:55 LAHATENY MIFAMPITOHY: ‘Notarihin’ny Fanahy Masina Izy Ireo’

    • • Matio (2 Petera 1:21)

    • • Marka (Marka 10:21)

    • • Lioka (Lioka 1:1-4)

    • • Jaona (Jaona 20:31)

  • 12:10 Hira 110 sy Fiatoana

Tolakandro

  • 1:35 Mozika Fanokafana

  • 1:45 Hira 117

  • 1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Minoa ny Marina Momba An’i Jesosy

    • • Ny Teny (Jaona 1:1; Filipianina 2:8-11)

    • • Ny Anarany (Asan’ny Apostoly 4:12)

    • • Ny Nahaterahany (Matio 2:1, 2, 7-12, 16)

  • 2:30 Hira 99 sy Fampandrenesana

  • 2:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ny Lesona Azo Ianarana avy Amin’ny Tany Nisy An’i Jesosy

    • • Toerana Samihafa (Deoteronomia 8:7)

    • • Ny Biby (Lioka 2:8, 24)

    • • Ny Sakafo (Lioka 11:3; 1 Korintianina 10:31)

    • • Ny Fiainana tao An-trano (Filipianina 1:10)

    • • Ny Fiaraha-monina (Deoteronomia 22:4)

    • • Ny Fampianarana (Deoteronomia 6:6, 7)

    • • Ny Fivavahana (Deoteronomia 16:15, 16)

  • 4:15 Nahoana Ilay Vaovao Tsara no Antsoina hoe “Vaovao Tsara Mandrakizay”? (Apokalypsy 14:6, 7)

  • 4:50 Hira 66 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara