FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm25 3
  • Asabotsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asabotsy
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Mitovitovy Aminy
  • Alahady
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
CO-pgm25 3
Sary: Zavatra misongadina amin’ny fandaharana asabotsy. 1) I Jaona Mpanao Batisa mipetraka eo ambany hazo. 2) I Jesosy falifaly sady manondro olona. 3) Vehivavy anankiroa mifampiresaka ao amin’ny hotely fisakafoana.

Asabotsy

“Hiredareda ato anatiko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao”​—Jaona 2:17

Maraina

  • 9:20 Mozika Fanokafana

  • 9:30 Hira 93 sy Vavaka

  • 9:40 “Inona no Tadiavinareo?” (Jaona 1:38)

  • 9:50 TANTARA:

    Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 2

    “Io no Zanako”​—Tapany II (Jaona 1:19–2:25)

  • 10:20 Hira 54 sy Fampandrenesana

  • 10:30 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Izay Tia ny Fivavahana Madio

    • • Jaona Mpanao Batisa (Matio 11:7-10)

    • • Andrea (Jaona 1:35-42)

    • • Petera (Lioka 5:4-11)

    • • Jaona (Matio 20:20, 21)

    • • Jakoba (Marka 3:17)

    • • Filipo (Jaona 1:43)

    • • Natanaela (Jaona 1:45-47)

  • 11:35 BATISA: Inona no Dikan’ny Batisanao? (Malakia 3:17; Asan’ny Apostoly 19:4; 1 Korintianina 10:1, 2)

  • 12:05 Hira 52 sy Fiatoana

Tolakandro

  • 1:35 Mozika Fanokafana

  • 1:45 Hira 36

  • 1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ampiharo ny Lesona avy Amin’ny Fahagagana Voalohany Nataon’i Jesosy

    • • Miezaha Hahay Hangoraka (Galatianina 6:10; 1 Jaona 3:17)

    • • Miezaha Hanetry Tena (Matio 6:2-4; 1 Petera 5:5)

    • • Miezaha Halala-tanana (Deoteronomia 15:7, 8; Lioka 6:38)

  • 2:20 Manala ny Fahotana “Ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra” (Jaona 1:29; 3:14-16)

  • 2:45 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tanteraka ny Faminaniana Momba ny Mesia​—Fizarana 2

    • • Nafana Fo Be ho An’ny Tranon’i Jehovah (Salamo 69:9; Jaona 2:13-17)

    • • ‘Nilaza Vaovao Tsara Tamin’ny Mpandefitra’ (Isaia 61:1, 2)

    • • Nampamirapiratra “Hazavana Be” Tany Galilia (Isaia 9:1, 2)

  • 3:20 Hira 117 sy Fampandrenesana

  • 3:30 “Ento Mivoaka Any Ireo!” (Jaona 2:13-16)

  • 4:00 ‘Hatsangako ity Tempoly Ity’ (Jaona 2:18-22)

  • 4:35 Hira 75 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara