FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CO-pgm24 3
  • Asabotsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asabotsy
  • Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Mitovitovy Aminy
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
  • Zoma
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2025
  • Asabotsy
    Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022
Hijery Hafa
Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024
CO-pgm24 3
Sary: Zavatra misongadina amin’ny fandaharana asabotsy. 1) Josefa sy Maria, miaraka amin’i Jesosy zazakely. 2) Heroda Mpanjaka. 3) Mpivady Vavolombelona roa eny amin’ny fanompoana.

Asabotsy

“Ambarao isan’andro ny vaovao tsaran’ny famonjeny”​—Salamo 96:2

Maraina

  • 9:20 Mozika Fanokafana

  • 9:30 Hira 53 sy Vavaka

  • 9:40 “Tsy Maintsy Mitory ny Vaovao Tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra ... Aho” (Lioka 4:43)

  • 9:50 TANTARA:

    Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 1

    Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao: Tapany II (Matio 2:1-23; Lioka 2:1-38, 41-52; Jaona 1:9)

  • 10:25 Hira 69 sy Fampandrenesana

  • 10:35 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tanteraka ny Faminaniana Momba ny Mesia

    • • Nisy Iraka Nialoha Azy (Malakia 3:1; 4:5; Matio 11:10-14)

    • • Nateraky ny Virjiny (Isaia 7:14; Matio 1:18, 22, 23)

    • • Teraka Tany Betlehema (Mika 5:2; Lioka 2:4-7)

    • • Narovana Tamin’izy Mbola Kely (Hosea 11:1; Matio 2:13-15)

    • • Nantsoina hoe Nazareanina (Isaia 11:1, 2; Matio 2:23)

    • • Tonga Tamin’ny Fotoana Voatondro (Daniela 9:25; Lioka 3:1, 2, 21, 22)

  • 11:40 BATISA: Ekeo Foana ny Vaovao Tsara (2 Korintianina 9:13; 1 Timoty 4:12-16; Hebreo 13:17)

  • 12:10 Hira 24 sy Fiatoana

Tolakandro

  • 1:35 Mozika Fanokafana

  • 1:45 Hira 83

  • 1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ampiasao ny Vaovao Tsara mba Hiatrehana Olana

    • • Rehefa Misy Mifosafosa (Isaia 52:7)

    • • Rehefa Enjehin’ny Eritreritra (1 Jaona 1:7, 9)

    • • Rehefa Mandinika ny Zava-mitranga Amin’izao (Matio 24:14)

    • • Rehefa Kivy (Matio 11:28-30)

  • 2:35 LAHATENY MIFAMPITOHY: “Mazoto Mitory ny Vaovao Tsara”

    • • Tsy ny Apostoly Ihany no Nirahina (Romanina 1:15; 1 Tesalonianina 1:8)

    • • Anisan’ny Fanompoana An’i Jehovah ny Fitoriana (Romanina 1:9)

    • • Vonona Sady Efa Miaraka Amin’ny Fitaovana Ilaina (Efesianina 6:15)

  • 3:15 VIDEO: ‘Mamoa ny Vaovao Tsara Sady Miparitaka Eran’izao Tontolo Izao’ (Kolosianina 1:6)

  • 3:40 Hira 35 sy Fampandrenesana

  • 3:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Torio Foana ny Vaovao Tsara

    • • Na Aiza na Aiza Misy Anao (2 Timoty 4:5)

    • • Na Aiza na Aiza Hitarihan’i Jehovah (Asan’ny Apostoly 16:6-10)

  • 4:15 Vonona Hanao Inona Ianao “Noho ny Vaovao Tsara”? (1 Korintianina 9:23; Isaia 6:8)

  • 4:50 Hira 21 sy Vavaka Famaranana

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara