Alahady
“... vao ho tonga ny farany”—Matio 24:14
Maraina
9:20 Mozika Fanokafana
9:30 Hira 84 sy Vavaka
9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Ireo Nino ny Vaovao Tsara
• Zakaria (Hebreo 12:5, 6)
• Elizabeta (1 Tesalonianina 5:11)
• Maria (Salamo 77:12)
• Josefa (Ohabolana 1:5)
• Simeona sy Ana (1 Tantara 16:34)
• Jesosy (Jaona 8:31, 32)
11:05 Hira 65 sy Fampandrenesana
11:15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Tsy Matahotra Vaovao Ratsy Isika! (Salamo 112:1-10)
11:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
12:15 Hira 61 sy Fiatoana
Tolakandro
1:35 Mozika Fanokafana
1:45 Hira 122
1:50 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: “Tsy Hiandry Intsony Andriamanitra” (Apokalypsy 10:6)
2:20 Hira 126 sy Fampandrenesana
2:30 Inona no Nianaranao?
2:40 Nahoana Isika no Tokony ‘Hino Foana An’ilay Vaovao Tsara’? (1 Korintianina 2:16; 15:1, 2, 58; Marka 6:30-34)
3:30 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana