Zoma
“I Jehovah Andriamanitrao no tsy maintsy iankohofanao”—Matio 4:10
Maraina
9:20 Mozika Fanokafana
9:30 Hira 74 sy Vavaka
9:40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Inona no Atao hoe Fivavahana Madio? (Isaia 48:17; Malakia 3:16)
10:10 TANTARA:
Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 2
“Io no Zanako”—Tapany I (Matio 3:1–4:11; Marka 1:12, 13; Lioka 3:1–4:7; Jaona 1:7, 8)
10:40 Hira 122 sy Fampandrenesana
10:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tanteraka ny Faminaniana Momba ny Mesia—Fizarana 1
• Neken’Andriamanitra hoe Zanany (Salamo 2:7; Matio 3:16, 17; Asan’ny Apostoly 13:33, 34)
• Avy Amin’ny Taranak’i Davida Mpanjaka (2 Samoela 7:12, 13; Matio 1:1, 2, 6)
• Voahosotra ho “Mesia Mpitarika” (Daniela 9:25; Lioka 3:1, 2, 21-23)
11:45 Iza no Tena Mitondra An’izao Tontolo Izao? (Marka 12:17; Lioka 4:5-8; Jaona 18:36)
12:15 Hira 22 sy Fiatoana
Tolakandro
1:35 Mozika Fanokafana
1:45 Hira 121
1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo ny Fomba Namalian’i Jesosy An’ilay Mpaka Fanahy
• Miantehera Amin’ny Tenin’i Jehovah (Matio 4:1-4)
• Aza Mitsapa Toetra An’i Jehovah (Matio 4:5, 6)
• I Jehovah Ihany Tompoina (Matio 4:10; Lioka 4:5-7)
• Arovy ny Fahamarinana (1 Petera 3:15)
2:50 Hira 97 sy Fampandrenesana
3:00 LAHATENY MIFAMPITOHY: Lesona avy Amin’ny Tany Nisy An’i Jesosy
• Ny Tany Efitr’i Jodia (Matio 3:1-4; Lioka 4:1)
• Ny Lohasahan’i Jordana (Matio 3:13-15; Jaona 1:27, 30)
• Jerosalema (Matio 23:37, 38)
• Samaria (Jaona 4:7-9, 40-42)
• Galilia (Matio 13:54-57)
• Fenisia (Lioka 4:25, 26)
• Syria (Lioka 4:27)
4:10 Inona no Hitan’i Jesosy ao Aminao? (Jaona 2:25)
4:45 Hira 34 sy Vavaka Famaranana