FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lff fizarana 3
  • Famerenana ny Fizarana 3

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana ny Fizarana 3
  • Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Mitovitovy Aminy
  • Famerenana ny Fizarana 2
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Famerenana ny Fizarana 4
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Famerenana ny Fizarana 1
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Hijery Hafa
Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
lff fizarana 3

Famerenana ny Fizarana 3

Endrika Sary

Iaraho midinika ireto fanontaniana ireto:

Lehilahy iray atao batisa.
  1. Vakio ny Ohabolana 27:11.

    • Nahoana ianao no tsy te hivadika amin’i Jehovah?

      ( Jereo ny Lesona 34.)

  2. Inona no hanampy anao hahay hanapa-kevitra rehefa tsy manome lalàna mazava ny Baiboly?

    ( Jereo ny Lesona 35.)

  3. Ahoana no ampisehoanao hoe manao ny marina foana ianao?

    ( Jereo ny Lesona 36.)

  4. Vakio ny Matio 6:33.

    • Rehefa manapa-kevitra momba ny asa sy ny vola ianao, ahoana no ampisehoanao hoe ilay Fanjakana foana aloha no katsahinao?

      ( Jereo ny Lesona 37.)

  5. Ahoana avy no azonao ampisehoana hoe sarobidy aminao ny aina?

    ( Jereo ny Lesona 38.)

  6. Vakio ny Asan’ny Apostoly 15:29.

    • Ahoana no ampisehoanao hoe mankatò ny lalàn’i Jehovah momba ny ra ianao?

    • Sarotra loatra ve ny zavatra asainy ataontsika, araka ny hevitrao?

      ( Jereo ny Lesona 39.)

  7. Vakio ny 2 Korintianina 7:1.

    • Inona no dikan’ny hoe madio sy ny hoe tsara fitondran-tena?

      ( Jereo ny Lesona 40.)

  8. Vakio ny 1 Korintianina 6:9, 10.

    • Inona no lazain’ny Baiboly momba ny firaisana? Ekenao ve izany?

    • Inona ny torohevitra omen’ny Baiboly momba ny zava-pisotro misy alkaola?

      ( Jereo ny Lesona 41 sy 43.)

  9. Vakio ny Matio 19:4-6, 9.

    • Inona ny fitsipik’Andriamanitra momba ny fanambadiana?

    • Nahoana no tokony hatao ara-dalàna ny fanambadiana sy ny fisaraham-panambadiana?

      ( Jereo ny Lesona 42.)

  10. Inona ny fety sasany tsy tian’i Jehovah, ary maninona ilay izy no tsy tiany?

    ( Jereo ny Lesona 44.)

  11. Vakio ny Jaona 17:16 sy ny Asan’ny Apostoly 5:29.

    • Ahoana no ampisehoanao hoe tsy manohana an’ity tontolo ity ianao?

    • Ahoana no hataonao raha mifanohitra amin’ny lalàn’Andriamanitra ny lalàn’olombelona?

      ( Jereo ny Lesona 45.)

  12. Vakio ny Marka 12:30.

    • Ahoana no ampisehoanao hoe tia an’i Jehovah ianao?

      ( Jereo ny Lesona 46 sy 47.)

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara